"Isa" dia application malagasy izay manana tanjona hamadika ny tarehimarika ho soratra. Ho antsika izay somary sahirana na tsy mahay mamolavola ny tarehimarika amin'ny teny malagasy, dia mety tsara ho anao ity application ity.
"Andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa feheziko".